Entry (1/2) | 1 angamenavava |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Anaran-kafa ilazana ny rameva [1.1] |
Explanations in English |
4 a camel [1.2] |
Explanations in French |
5 dromadaire [1.54] |
Examples |
6 Ho rakotry ny angamenavava zavon-tany mbamin-drameva avy any Madiana sy Efah hianao; [2.996#] |
Vocabulary |
7 Zoology: mammals |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word angamenavava |
Entry (2/2) | 9 angamenavava |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Bibikely toa misy afo mazava amin' ny alina. Roa karazana izy ireny: 12 -- ny iray irony hita eny am-pefiloha ka ataon' ny Vahiny hoe Glow worm na kankana misy afo, fa aty amintsika kosa ataon' ny olona hoe Tainkankana; 13 -- ny iray hafa kosa irony manidintsidina amin' ny alina, izay misy afo mitselatselatra sahala amin' ny jiro avy ao ambany elany (Fire fly) [1.1] |
Explanations in English |
14 the fire-fly [1.2] 15 a firefly [1.7] |
Explanations in French |
16 ver luisant [1.8] 17 luciole [3.1] |
Examples |
18 angamenavava hariva, ka samy mitsilotsilo izay halehany [2.345#] 19 Efa fantatsika fa ny biby atao hoe angamenavava dia misy hazavana saiky tahaka ny afo aza, raha mandeha alina izy [1.357#] |
Vocabulary |
20 Zoology: invertebrates |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/17 |