|
|
|
|

Entry1  galona sy lopotra : tafaray samy soa
Elementary words  2  galona sy lopotra, tafaray, samy, soa
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza zavatra roa mahay ary tsara miaraka aoka izany (tafavoaka tsara tokoa ny kofehy volamena na volafotsy eo ambonin' ny lopotra mainty mihilontrilona) [1.1]

Updated on 2023/11/20