|
|
|
|

Entry1  sahirana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Be raharaha vonjena atsy sy arỳ: Sahirana aho anio ka tsy afaka handray olona / Sahirana be ihany ry zareo ato avaratra fa manana vahiny betsaka
4  Be ahiahy, manahy, sanganehana, valsa: Sahiran-tsaina aoka izany izy amin' ilay ady lova tsy mety vita
5  Sosotra, sorena: Sahirana ny anao fa tsy afa-panadinana
6  Tsy manam-bola, ao anatin' ny tsy fisiana, haporetana: Sahirana mafy Rakoto mianadahy avy hatramin' ny nahafatesan-drainy
7  Mahatsiaro fahasarotana: Sahirana erỳ izy rehefa mandeha noho ilay vay ao amin' ny feny [1.1]
Explanations in English  8  bothered, worried, perplexed; poor, in difficulty [1.7]
Explanations in French  9  ennuyé [1.3, 1.8]
10  affairé, embarrassé, occupé, préoccupé, qui a du souci, vexé [1.3]
11  perplexe; dans l'embarras; pauvre, qui manque d'argent [1.8]
Examples  12  Tsy ho sahirana rahateo koa izy noho ny fahalehibeazan' ny ankizy [2.470]
13  sahirana be ihany aho, fa manam-bahiny (Je suis très embarrassé, très occupé, parce que j'ai un hôte à traiter) [1.3]
14  sahirana loatra aho amin’ ity ady ity (Je suis très embarrassé, très préoccupé à cause de ce procès) [1.3]
15  sahirana aho, satria tsy lafo ny ombiko (Je suis ennuyé, vexé de ce que mon bœuf n’a pas été vendu) [1.3]
Morphology 
16  Simple :
Derivatives 
17  Active verbs :
18  Passive verbs :
19  Relative verbs :
20  Names :
21  Adjectives :
Analogs  22  Miheninkenina, mipenimpenina23  Poritra, tery, poribola24  Be raharaha, miheninkenina, mihenikenika, jambena, maro herehina, maro sahanina, mipenimpenina, tominjana, sahirankirana, mahantra
Compound words 
Proverbs  26  Proverbs containing the word sahirana

Anagrams  27  sahirana, sarahina, sarihana

Updated on 2020/07/31