|
|
|
|

Entry1  fahasahiranana
Root  2  sahirana
Part of speech  3  noun
Explanations in English  4  a state of embarrassment, lack or perplexity [1.7]
Explanations in French  5  l'embarras [1.3, 1.8]
6  le tracas [1.3]
Examples  7  Izay olona anankiray hisasaran'ny fanjakana, nefa ny fahasahiranany eto an-toerana aza ity fatratra. [2.324]
8  Mbola nisy rahateo ny tahiry, koa dia afakafaka teny ihany ny fahasahiranana isan-karazany tsy mety tapaka. [2.470]
Vocabulary  9  Emotions
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Compound words 

Updated on 2023/01/20