Entry | 1 jambena |
Root | 2 jamba |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mipendrampendrana noho ny hazavana mamono maso na ny ranomaso ka tsy mahita tsara loatra 5 Azon' ny fahasahiranana mafy. [1.1] |
Explanations in English |
6 temporarily blinded or dazzled [1.7] |
Explanations in French |
7 ébloui; qui a les yeux troubles [1.8] 8 aveuglĂ©, avoir les yeux troubles [1.5] |
Examples |
9 Vaky ran' orona ilay anankiray, voa anaty masony anankiray koa ka jambena niampanampa. [2.472] 10 Ekena fa avy amiko ny fitarihana satria tena jambena aho nony tonga tao Noisy-le-Grand. [1.369#] |
Derivatives |
|
Synonyms | 16 jemby |
Updated on 2023/01/20 |