|
|
|
|

Entry (1/2)1  rorampiso
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina
Vocabulary  4  Meteorology
Elementary words  5  rora, piso
Analogs  6  erikerika, laviana, amanim-boalavo

Entry (2/2)7  roram-piso
Part of speech  8  locution
Explanations in Malagasy  9  [1.1] ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy
Vocabulary  10  Zoology: (in general)
Elementary words  11  rora, piso

Anagrams  12  mpisaroro, roram-piso, rorampiso

Updated on 2025/04/13