Entry | 1 rora |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tsiranorano miforona ao anaty vava, manampy amin' ny fitelemana ny hanina ary manova ny toetoetrany simika; iray amin' ny ivy ihany ny rora, saingy somary mandroatra ary iniana avoaka. [1.1] |
Explanations in English |
4 spittle [1.7] |
Explanations in French |
5 salive, crachin [1.8] |
Examples |
6 na ny rora handemany azy aza, dia toa tsy nisy intsony. [2.470] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word rora |
Updated on 2023/06/27 |