Entry | 1 laviana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Erika, orana madinika kely entin' ny rivotra, izay mazàna mamirifiry izaitsizy: Izany, rahavako, no roa lahy milanja am-betraka / ka sendra laviana miaramiropy / sendra mafana miara-mihinjaka (Raj. Tselatra) [1.1] |
Vocabulary |
4 Meteorology |
Derivatives |
|
Anagrams | 7 avilana, ivalana, lavania, laviana, valiana |
Updated on 2020/07/31 |