Entry (1/2) | 1 rorampiso |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina |
Vocabulary |
4 Meteorology |
Elementary words | 5 rora, piso |
Analogs | 6 erikerika, laviana, amanim-boalavo |
Entry (2/2) | 7 roram-piso |
Part of speech | 8 locution |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy |
Vocabulary |
10 Zoology: (in general) |
Elementary words | 11 rora, piso |
Anagrams | 12 mpisaroro, roram-piso, rorampiso |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |