Entry | 1 fandrora |
Root | 2 rora |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mandrora 5 Azo rorana: Tsy fandrora, hono, ny tay maina fa mankarary tenda [1.1] |
Explanations in French |
6 Ce qu’on peut cracher, manière de cracher [1.3#548] |
Examples |
7 ilay olona fandrora amin' ny tavany aho. [2.996#] |
Anagrams | 8 fandrora, forandra |
Updated on 2023/06/03 |