Entry | 1 fandrorana |
Root | 2 rora |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanipazana rora: Tavy fandrorana 5 Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanazimbana, famotsifotsiana: Tena fandrorana ahy mihitsy ny nafitsony [1.1] |
Explanations in French |
6 L’action de cracher, le lieu, le crachoir [1.3#548] |
Updated on 2023/01/07 |