|
|
|
|

Entry (1/2)1  rorampiso
Elementary words  2  rora, piso
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina [1.1]
Vocabulary  5  Meteorology
Analogs  6  erikerika, laviana, amanim-boalavo

Entry (2/2)7  roram-piso
Elementary words  8  rora, piso
Part of speech  9  locution
Explanations in Malagasy  10  ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy [1.1]
Vocabulary  11  Zoology: (in general)

Anagrams  12  mpisaroro, roram-piso, rorampiso, mpisaroro, roram-piso, rorampiso

Updated on 2023/01/01