|
|
|
|

Entry1  ririnin-dasa tsy tsaroana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mahatsiaro hatsiaka ny olona rehefa ririnina, ary izay tsaroana amin' ny fotoana iray no toa mamirifiry indrindra hatramin' izay
Elementary words  4  ririnina, lasa, tsy, tsaroana

Updated on 2024/12/07