|
|
|
|

Entry1  Ratompokolahy
Elementary words  2  ra-, tompoko, lahy
Part of speech  3  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty
Explanations in French  5  [1.66, 1.5] feu
6  [1.5] le défunt, le regretté
Examples  7  [2.643] ary Ingahy (ratompokolahy raiko) tsy nanambady intsony mandra-pahafatiny rahefa maty teo am-piterahana ahy ny reniko.
8  [2.296] Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " ratompokolahy " na " Ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana.
Vocabulary  9  Forms of Address
Synonyms  10  itompokolahy, itompokolahy, itompokolahy
Antonyms  11  ratompokovavy
Proverbs  12  Proverbs containing the word Ratompokolahy

Updated on 2024/12/26