|
|
|
|

Entry1  Ratompokovavy
Elementary words  2  ra-, tompoko, vavy
Part of speech  3  name (anthroponym)
Explanations in Malagasy  4  teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1]
Explanations in French  5  feue [1.66, 1.5]
6  la défunte, la regrettée [1.5]
Examples  7  ratompokovavy reninay (feue notre mère) [1.66]
8  Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " Ratompokolahy " na " ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana. [2.296]
Vocabulary  9  Forms of Address
Synonyms  10  itompokovavy, itompokovavy
Tables and plates  11  Full list

Updated on 2023/07/26