|
|
|
|

Entry1  Itompokolahy
Elementary words  2  i~, tompoko, lahy
Part of speech  3  name (anthroponym)
Explanations in Malagasy  4  teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1]
Explanations in French  5  feu: itompokolahy Ranona (feu Untel) [1.4]
Examples  6  itompokolahy rainao anie ka nanan-karena e! [2.643]
7  Tsy nisy nilao mihitsy ny voalazan' itompokolahy rainareo iny e! [2.470]
8  Andeha mody hianareo, fa mba nahavita inona taminareo moa Itompokolahy Rainialijaona [2.324]
Vocabulary  9  Forms of Address
Synonyms  10  ratompokolahy, ratompokolahy
Proverbs  11  Proverbs containing the word Itompokolahy
Tables and plates  12  Full list

Updated on 2023/07/26