Entry | 1 vono baibona |
Elementary words | 2 vono, baibona |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 famonoana tsy ho hita ireo tendron' ny vy anakambanana takela-by na hazo; ilazana ny fantsika izay alentika mafy, na pehina tsy ho afa-mitsoaka [1.1] 5 fomba fanambarana takelaka metaly amin'ny fantsi-maty na baibona [1.13] |
Explanations in French |
6 rivetage [1.13] |
Vocabulary |
7 Technology |
Compound words |
|
Updated on 2023/06/05 |