|
|
|
|

Entry1  fadiranovana
Elementary words  2  fadirana, ovana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza olona alana faditra amin'ny ovana, izany hoe olona tra-pahoriana na mampalahelo izaitsizy; mahantra fara fahoriana [1.1]
Explanations in French  5  infortuné, misérable au dernier point [1.3]
Examples  6  Sady tamin' izay, hono, izy, nisento lalina tahaka ireny olona fadiranovana fatratra ireny. [2.472]
7  Na ny mahantra sy fadiranovana aza, nefa mponina ao, dia vonona amin' ny vorokitsainy sy ny bemirainy, ny tsihy hisatra ananany sy ny baoritra notsimponiny tetsy sy teroa. [2.470]
Derivatives 
8  Adjectives :
Other spellings  9  fadirana

Updated on 2023/10/26