Entry | 1 nendram-boalavo |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] bontsimbontsina toy ny mony ary mpahazo ny zaza sady mifindra nefa tsy mahafaty 4 [1.13] karazana nendra |
Explanations in English |
5 [1.2] [voalavo, a rat.] the chicken pox. 6 [1.7] chicken pox |
Explanations in French |
7 [1.54] petite vérole volante 8 [1.8, 1.13] varicelle |
Vocabulary |
9 Health |
Elementary words | 10 nendra, voalavo |
Analogs | 11 nendranakohoamamborona, nendranomby |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |