|
|
|
|

Entry1  nendra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Aretin-koditra sady mamohehatra no mahafaty haingana: mafana, mangotrakotraka izay voany, dia mipoitra hatina mandoaka sy mangirifiry eran' ny tena. [1.1]
4  areti-mifindra ary mamela holatra raha tsy voatsabo [1.13]
Explanations in English  5  the small-pox. See kiria, lavira. [swa. Ndui.] [1.2]
6  smallpox [1.7]
Explanations in French  7  petite vérole, variole [1.54]
8  variole [1.8, 1.13]
Examples  9  Araka ny filazan' ireo razambeny avy dia ny nendra no aretina nandripaka fahiny. [2.472#]
Vocabulary  10  Health
Synonyms  11  ky, kiria, lavira
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word nendra

Anagrams  17  ndrañe, nendra

Updated on 2023/08/15