Entry (1/3) | 1 voalavo |
Root | 2 lavo |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in English |
4 put down, thrown [1.2] |
Explanations in French |
5 renversé, jeté à terre [1.3] |
Entry (2/3) | 6 voalavo |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 Biby lavalava vatana, tsoky loha, lava rambo, mpanimba zavatra (indrindra ny voly sy tahirin-tsakafo) ary mpanely ny areti-mifindra amin' ny parasy entiny. Misy karazany telo ny voalavo: ny voalavo mainty, ny voalavo fotsy ary ny voalavon-drano [1.1] |
Explanations in English |
9 a rat [1.7] |
Explanations in French |
10 a species of rat. Mus alexandrinus. [Fiji: kalavo; Dyak: blawow; Mankassar: balawo] [1.3] 11 rat [1.54, 1.8, 1.13] 12 souris, rat [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Examples |
13 voalavo maro be mihitsy no hitako tamin' izany. [2.445] 14 Ny ampitson' iny, betsaka ny olona no nahita voalavo maty. [2.472#] 15 Nony tonga teny am-povoan-drano, nahatsiaro noana ny voalavo. [2.442] |
Vocabulary |
16 Zoology: mammals |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing the word voalavo |
Entry (3/3) | 25 voalavo |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in French |
27 Se disait des sorciers [2.415] 28 sorcier [1.3] |
Compound words |
|
Anagrams | 30 voalavo, voavalo, voavola |
Updated on 2023/08/15 |