Entry | 1 monina |
Root | 2 onina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitoetra, mitomoetra, mipetraka: Monina any Antsirabe izy 5 Mijanona ela, mijanona maharitra: Tandremo sao monina any an-tsena any ise 6 Tsy mandeha fa mihandrona (rano): Misy rano monina ao an-tokotaniny ka izany no maha be moka ao aminy [1.1] |
Explanations in English |
7 to dwell, to reside, to inhabit. Used of a place but not of a house. [1.2] 8 to reside, to dwell [1.7] |
Explanations in French |
9 résider, habiter [1.8] |
Examples |
10 Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao [2.471] 11 ka raha monina ao, dia laniko vady aman-janaka [2.48] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 17 Mipetraka, milasy, mitoetra, mitomoetra, miorin-dasy, maka toerana, manorim-ponenana, mamitsaka, miampirina, mialokaloka |
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word monina |
Anagrams | 24 mañino, minona, minòna, monina |
Updated on 2023/01/20 |