|
|
|
|

Entry1  fiarahamonina
Elementary words  2  fiarahana, monina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.13.mg#70] fitambaran'ny taranja anadihadiana ny fiainan'ny olombelona
5  [1.62][fiarahamonina] fitambaran' ny trano, tany, faritra sy ny vahoaka mbamin' izay miara-dia aminy eo amin' ny fiainana
Explanations in French  6  [1.13.fr#70][fiarahamonina] histoire, géographie, instruction civique, socio-économie
7  [1.13.fr#70][fiaraha-monina] société
Examples  8  [2.508#23] natambatry ny fiarahamonina vaovao.
9  [2.285#267] Io no endrika fiaraha-monina voalohany
10  [2.445#13] Manahirana mantsy ny fiaraha-monina amin'ny olona sasany
11  [2.606] Mampiseho koa anefa izany fa eo an-dalam-piovana ny fiarahamonina.
12  [4.27] Famosahan-kevitra ilaina ny mangataka amin' ny sokajy isan-tokony eo anivon' ny fiarahamonina handray anjara amin' ny fampandrosoana.
13  [4.43] Tena ilain' ny fiarahamonina na ny polona tsirairay, amin' ny ankapobeny, izy ireo.
Other spellings  14  fiarahamonina
Compound words 
Titles  20  Ny Fiangonana eo amin'ny Fiaraha-monina eto Madagasikara : Église et Société à Madagascar (EKAR – Evêques de Madagascar)
21  Ny harivolana na lahateny nentin-drazana : Ain' ny fiarahamonina malagasy-masikoro (Razafiarivony Michel)

Updated on 2025/02/01