|
|
|
|

Entry1  milasy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mitoby, mandry an-tsaha (fiteny indrindra amin' ny miaramila): Eto ny miaramila no hilasy anio
Mivahiny maro any aman' olona ka manao parasy homana ao: Iray volana izao ry zareo ato avaratra no milasy any amin' ny havany any Antsirabe
Explanations in English  4  [1.2] to encamp; to remain with, almost to live with one
5  [1.7] to camp
Explanations in French  6  [1.8] camper
Root  7  lasy
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  lamisy, milasy, misaly, samily

Updated on 2025/01/21