|
|
|
|

Entry1  mialokaloka
Root  2  alokaloka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mialoka amin' ny hainandro: Hadalanany mialokaloka amin' ny hazo tsisy ravina
5  Mitady fiarovana amin' ny loza na fanenjehana: Mialokaloka any Alemaina andrefana ireo mpitsoa-ponenana avy any atsinanana [1.1]
Examples  6  Feno an-dRavokatra mivady ny tsena, ka tapitra notetezina avokoa na ny magazay mitandahatra, na ny "pavillon" mpivaro-damba sy firavaka, na ny mpandafo mialokaloka amin' ny elobeny. [2.470]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Anagrams  10  mialokaloka, miolakolaka

Updated on 2023/04/08