|
|
|
|

Entry1  mizatra
Root  2  zatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manao izay hahatonga ny tena ho zatra: Tokony hizatra hamaky teny ianao
5  [1.13] mamola-tena amin'ny zavatra
Explanations in French  6  [1.13] s'habituer, s'accoutumer, s'entraîner, s'adapter
Examples  7  [2.332#] Rehefa lehibe hianao, hoy Ineny, ka mizatra tsara, dia hahay tsara.
8  [2.606#] Koa mizatra mandray na "mihinana" fotsiny ny saina fa tsy mikaroka intsony.
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 

Updated on 2024/12/11