|
|
|
|

Entry1  zatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Fatra-panao zavatra na asa iray ka sarotra alana amin' ny toetra aterak' izany: Zatra mandainga Ibalita
4  Fatra-panao asa iray ka tsy manavao amin' izany: Efa zatra milatsaka amin' ny elonaina Rakoto ka tsy matahotra
5  Tamana: Efa zatra ity alika ity ka aza fatorana intsony [1.1]
Explanations in English  6  accustomed [1.7]
Explanations in French  7  habitué; apprivoisé [1.3#869, 1.8]
8  Habitué, accoutumé, familiarisé, apprivoisé [1.3#869]
Examples  9  Mba ho zatra vahoaka, hono. [2.4]
10  Efa zatra namboly ihany izy. [2.356]
11  Tsy zatra miasa intsony anie aho e! [2.499]
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Passive verbs :
16  Relative verbs :
17  Names :
18  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word zatra

Updated on 2023/08/19