Entry (1/3) | 1 mizara |
Root | 2 zara |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitantana: Hizara vary ho an' ny tra-boina ny fanjakana 5 Mitoko: Nizara efatra ny mpisambotra ilay mpangalatra 6 Misampana: Mizara roa ny lalana rehefa tonga eo 7 Mandidy: Iza no nizara roa an' ity voankazo ity? [1.1] |
Explanations in English |
8 to divide out, to distribute; to be divided [1.7] |
Explanations in French |
9 diviser, distribuer [1.3.fr#868, 1.8] 10 faire des lots 11 être divisé, être partagé, se diviser, être en partitions, se séparer en [1.3.fr#868] 12 diviser [1.13.fr#149] |
Examples |
13 mizara firy izy io? [2.314] 14 Ny trondro anefa tsy ampy mizara akory. [2.442] 15 Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa; [2.314] 16 Tsy ampy mizara ity hena ity (Cette viande ne suffit pas pour être partagée) [1.3#868] 17 mizara voankazo amin’ ny mpianatra izy (Il partage des fruits entre les élèves. Il distribue des fruits aux élèves) [1.3#868] 18 mizara telo ny tanimbarinay izao (Notre rizière est maintenant partagée en trois, nos rizières sont maintenant partagées entres trois, ont trois maîtres) [1.3#868] |
Vocabulary |
19 Mathematics: arithmetic |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word mizara |
Entry (2/3) | 28 mizarà |
Root | 29 zara |
Part of speech | 30 imperative of active verb mizara |
Explanations in Malagasy |
31 [1.1#749] |
Explanations in French |
32 [1.3#868] |
Tables and plates |
33 All the active imperatives |
Entry (3/3) | 34 mizara |
Root | 35 zara |
Part of speech | 36 noun |
Explanations in English |
37 division [1.7] |
Vocabulary |
38 Mathematics: arithmetic |
Compound words |
|
Anagrams | 40 mariza, mizara, mizarà, mariza, mizara, mizarà |
Updated on 2023/05/26 |