Entry 1/2 | mibontsina (bontsina) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mizihitra: Efa nibontsina ve ilay baolina? Mihalehibe kibo (enti-milaza zazavavy bevohoka ivelan' ny fanambadiana) Mirehareha, manao azy ho zavatra: Mibontsina aoka izany Rabe hatramin' ny nahafahany fanadinana [1.1] | ||||||||
Mizihitra [1.13] | |||||||||
Explanations in French | Gonfler [1.13] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Entry 2/2 | mibontsìna (bontsina) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb mibontsina | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Anagrams | mibontsina, tsinombina |
Updated on 2023/01/20 |