|
|
|
|

Entry1  misafotofoto
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mikorontana izaitsizy: Misafotofoto loatra ireto boky ireto fa alamino kely
Mifangaroharo tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Misafotofoto ity kofehy ity
Misafoakan-katezerana: Misafotofoto aoka izany izy raha tezitra
Explanations in English  4  [1.2] also used for mifotofoto
5  [1.7] to be indisorder; to act in fury
Explanations in French  6  [1.8] être embrouillĂ©; agir en colère
Examples  7  [2.471] Manga ny lanitra, ary malefaka dia malefaka ny fitsokan' ny rivotra, nefa adiny roa aorian' izay, dia tory rahona ny habakabaka ary misafotofoto ny zava-boahary.
Root  8  safotofoto
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  mifotofoto, mikorokoro, misaritaka, misavorovoro, mivorovoro, mikorokoro, mifotofoto, mikotikotika

Anagrams  14  misafotofoto, safotofotoim

Updated on 2025/02/02