Entry (1/2) | 1 mivorovoro |
Root | 2 vorovoro |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mikorontana, misafotofoto, misaritaka, misavorovoro: Mivorovoro ny zavatra rehetra ato an-trano izany [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 8 mivorovoro |
Root | 9 vorovoro |
Part of speech | 10 active verb |
Explanations in Malagasy |
11 tafavory tsy nampoizina [Tambahoaka]
[1.78] |
Updated on 2020/07/31 |