Entry | 1 misaritaka |
Root | 2 saritaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mikorontana, tsy milamina: Aza fady fa misaritaka be ihany ity ny tranoko 5 Mifaningotsingotra tsy hita lany: Misaritaka ity tady ka aoka hotapahina fa manala 6 Misafotofoto tsy mihogo na mirandrana (volo): Misaritaka ny volonao fa hogoy kely [1.1] |
Explanations in English |
7 to be in disorder [1.7] |
Explanations in French |
8 être pêle-mêle [1.8] 9 être en désordre; être ébouriffés (cheveux) [Tanala] [1.6] |
Examples |
10 Misaritaka ny olona eo mikarakara sakafo ho an-dRagova. [2.472] 11 Ny takolany no menabe ary ny volony misaritaka aza dia mbola nanome endrika azy Ihany. [2.895#] |
Morphology |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word misaritaka |
Anagrams | 17 misaritaka, ramitsiaka, tsimiaraka |
Updated on 2023/01/20 |