|
|
|
|

Entry (1/3)1  masina
Root  2  hasina
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Mahomby, mandaitra, mahasitrana: Masina io fanafody io raha atao ody poizina
5  Voatokana ho an' Andriamanitra, ampiasaina amin' ny fanompoam-pivavahana, mikasika ny fivavahana: Ny otely masina ~ Ny soratra marina ~ Olo-masina
6  Mendrika hohajaina, tsy azo zimbazimbaina, manan-jina: Masina ny tanindrazana, [1.1]
Explanations in English  7  holy [1.2, 1.7]
8  consecrated, sanctified; in reduplication it means saltish [1.2]
9  sacred; possessing "mana" or supernatural power [1.7]
Explanations in French  10  saint [1.8, 1.196]
11  sacré; qui possède ou transmet une force surnaturelle [1.8]
12  efficace, sacré [1.196]
Examples  13  Olona iray main' ny afo no mitalaho fivavahana amin' ny velona, amin' ny alalan' ny sapile sy sorona masina. [2.470]
14  masina, ry Nosim-Baliha!... [2.471]
15  Andro androan-drano mafana, anaterana tsihy masina ny razanandriana; [2.48]
Morphology 
16  Simple :
17  Imperative :
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Passive verbs :
20  Names :
21  Adjectives :
Other spellings  22  masy
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  34  Proverbs containing the word masina

Entry (2/3)35  masìna
Root  36  hasina
Part of speech  37  imperative of adjective masina
Explanations in French  38  [1.3]
Tables and plates  39  All the adjective imperatives

Entry (3/3)40  masina
Part of speech  41  adjective
Explanations in Malagasy  42  marikivy [Bezanozano, Sihanaka, Tanala] [1.78]
43  makirana [Sihanaka, Tanala] [1.78]
Morphology 
44  Present :
45  Past :
46  Future :

Anagrams  47  manisa, manisà, masina, masìna, manisa, manisà, masina, masìna

Updated on 2023/06/14