Entry | 1 marikivy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Handatra ary manaikitra kely ka mampiteraka ranonivy: Marikivy ny voasary makirana [1.1] |
Explanations in English |
4 sour, acid [1.7] |
Explanations in French |
5 aigre, acide [1.8] 6 qui a un goût acide, aigrelet [1.196] |
Examples |
7 Ho fanajana olona dia mba nanaraka koa aho, saingy ny ahy hehy marikivy izany. [2.4#] 8 Tao ny vehivavy efa trotraky ny indray andro maninjitra teny ambony kalesy teny ka tsy maharin-doha intsony, tao ny sarotiny ka efa marikivy sy mitampina orona ihany. [1.210#] |
Derivatives |
|
Updated on 2022/05/03 |