Entry | 1 mararin-teny |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ilazana ny olona mora misafoaka sy tezitra raha misy teny mikasika azy; olona mora tohina amin' izay teny reny mikasika azy ka mazàna misafoaka sy tezitra raha vao itenenana fanakianana momba azy |
Elementary words | 4 marary, teny |
Proverbs | 5 Proverbs containing the word mararin-teny |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |