|
|
|
|

Entry1  marainakoa
Elementary words  2  maraina, koa
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] maraina be alohan' ny fiposahan' ny masoandro
Explanations in French  5  [1.3, 2.415#6570] avant le lever du soleil
6  [2.415#6570] de grand matin
Examples  7  [2.470] Vao maraina koa dia injao midobodoboka amin' ny fitotoam-bary sy koba izy dahy avy.
8  [2.472] 2 Nifoha vao maraina koa izahay tamin' iny andro iny, fa hamboly voanjo.
9  [2.48] Ary nony maraina koa, dia maka rano mahery amy ny tany fanalany rano mahery.

Anagrams  10  amokaranay, ikaramanao, karamainao, marainakoa

Updated on 2025/01/21