|
|
|
|

Entry (1/3)1  koa
Part of speech  2  conjunction
Explanations in Malagasy  3  indray, sy [Taisaka] [1.78]4  toa, toy : Iendan-draha misy koa olobe ahi-bare (gagan'ny fisiana toy ny olona be ava-vary) [Tanala] [1.78]5  Teny miandoha fehezanteny ka ny heviny dia hoe "ary raha efa izany": Koa hoy Andriamanitra tamin' i Adama sy Eva 6  Teny eo aorian' ny teny iray hafa ka midika hoe: "fanampin' izany, mitovy amin' izany": Handeha koa aho raha mandeha ianao 7  Noho izany": Osa sy malemy izahay ry Tompo, koa ampio ny fahasoavanao 8  Teny fanao mialoha ny famaranankevitra rehefa voalaza ny antonanton' ny renin-kevitra sy ny zana-kevitra: Koa tsy ho very ve raha tahaka izany ny fombao-drazantsika? / Mety diso rehefa mety ho olombelona, ary ianao dia olombelona, koa amin' izany, mety diso ianao [1.1]
Explanations in English  9  also, and so [1.7]
Explanations in French  10  et [1.3#342, 1.8]11  aussi, de plus [1.8]
Compound words 
Titles 
Tables and plates  15  All the conjunctions

Entry (2/3)16  koa
Part of speech  17  adverb
Explanations in Malagasy  18  kosa [Bara] [1.78]
Tables and plates  19  All the adverbs

Entry (3/3)20  koa
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  Fianjerana mikororosy, fidabohana rehefa avy miendaka [1.1]
Explanations in French  23  action de s'ébouler, de tomber par plaques en se détachant, en se décollant, comme le plâtrage, comme les croûtes des blessures de la gale [1.3#342]
Derivatives 
24  Active verbs :
25  Passive verbs :
26  Relative verbs :
27  Names :
28  Adjectives :

Anagrams  29  ako, akô, koa, oka

Updated on 2020/07/31