|
|
|
|

Entry1  mangorintsina
Root  2  horintsina
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Manaikitra izaitsizy hatrany amin' ny aty tsoka: Mangorintsina izany hatsiaka izany
5  Mahatsiaro marary mafy: Nangorintsina ny sandriko voadonan' ny oaravarana
6  Mahatsiaro marary noho ny feo mafy maranitra (sofina): Mangorintsina ny sofina amin' ny kiakiakan' ireo ankizy ireo fa roahy any ireo
7  Mangovitra, mihoron-koditra: Nangorintsina iray ihany ny tenako nahita ny nifandonan' ireo fiarakodia anankiroa [1.1]
Explanations in French  8  ressentir une douleur piquante, vive, mais interne comme celle de la goutte; causer une douleur vive et interne [1.3]
Vocabulary  9  Health
Analogs  10  mangintsina, migina, mikiririoka
Compound words 

Updated on 2023/01/20