Entry | 1 horintsina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fahatsiarovana ohatra ny misy zavatra mitsoriaka na manaikitraikitra ny nofo aman-kozatra any anaty any; feo maranitra sady avo izay manindrontsindronamafy ny sofina [1.1] |
Explanations in French |
4 douleur piquante mais interne [1.3#270] |
Vocabulary |
5 Health |
Derivatives |
|
Other spellings | 9 horitsika, horotsoka, horontsona |
Updated on 2021/10/13 |