|
|
|
|

Entry1  mangintsina
Root  2  hintsina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  marenina sy donto azon' ny feo mafy mikiririoka na mitabataba izaitsizy: Mangintsina ny sofiko amin' ny tabataba-masinina ato avaratra
5  mamolivoly: Mangintsina ny tongotro azon' ny hatsiaha mamirifiry
6  manaintaina: Mangintsina, hono, ny tanany fa voatsindron' ny fanjaitra
7  leo, madilo: Inona no tena marinamomba an' io raharaha lo fa efa mangintsina ny sofina amin' ny tsaho mandeha? [1.1]
Explanations in English  8  to ring (of the ears) [1.7]
Explanations in French  9  tinter (se dit des oreilles) [1.8]
Vocabulary  10  Health
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :

Updated on 2023/01/20