Entry | 1 migina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Marenina: Migina ny sofiko amin' ny tabataba ataon' ireo ankizy ireo Manao ditra, mikiribiby: Migina mivoaka foana izy na dia efa rarana aza (rafitra) Miady tsara, mikaona tsara: Tsy migina ny rafitr' ity latabatra ity ka izany no mampitolilalila azy |
Explanations in English |
4 [1.2] to be deafened by too loud a sound. |
Root | 5 gina |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 10 gainim, iginam, ingaim, miangy, migina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |