|
|
|
|

Entry1  mangaihay
Root  2  haihay
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Malahelo fa namoy zavatra nananana; nanantena zavatra ka tsy nahazo, hany ka toa tsy mahita hatao na holazaina: Lasa ilay voronkely efa azon' Isambilo ka nangaihay foana teo izy [1.1]
Explanations in English  5  to be ashamed, to be confused, to be astonished, to be confounded. [1.2]
6  to be confused, to be confounded [1.7]
Explanations in French  7  être désappointé (gaina, haihay) [1.54]
8  être confus, confondu [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Synonyms  12  mihaihay
Analogs  13  mangasihasy, mipitrapitra, mihaingihaingy, mitanatana vava, manola-nify, gaina, diso paika, diso tetika, diso fanantenana, mangaina, malazo molotra, manjahatra, manjahana, mangotsoka, manjetoka, mitokaiky, mitsako dilana, kepoka
Proverbs  14  Proverbs containing the word mangaihay

Updated on 2023/01/20