Entry (1/2) | 1 gaina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy mahateny noho ny fahadisoam-panantenana; diso fanantenana fa ny zavatra efa teo an-tanana na nantenaina ho azo no lasa na foana [1.1#389] |
Explanations in English |
4 disappointed. See diso hevitra, fola-tana-manondro, haihay [1.2] |
Explanations in French |
5 Désappointé, décontenancé [1.3#193] |
Derivatives |
|
Analogs | 12 diso paika, diso tetika, diso fanantenana, mangaina, malazo molotra, mangaihay, mangasihasy, manjahatra, manjahana, mangotsoka, mangetoka, mitokaiky, ny antenain-tsy azo ny an-tanam-botsotra |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 gaina |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be [1.1] |
Explanations in French |
17 Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec [1.3#194] |
Derivatives |
|
Synonyms | 20 gaingaina |
Anagrams | 21 ainga, gaina |
Updated on 2023/02/12 |