Entry (1/2) | 1 manjahana |
Root | 2 zahana |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza ny akohovavy tsy mety mikotrika ny atody nalatsany [1.1] |
Explanations in French |
5 qui refuse de couver [1.3#866] |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word manjahana |
Entry (2/2) | 7 manjahana |
Root | 8 zahana |
Part of speech | 9 adjective |
Explanations in Malagasy |
10 diso fanantenana, mangaihay: Nanjahana (na nanjahatra) foana tao Ibalita nony latsaka tao am-pantsakana ilay vola ariary efatra vao nomen-dreniny azy [1.1] |
Explanations in French |
11 privé, frustré, qui n'obtient rien [1.3#866] 12 être frustré (haihay) [1.54] |
Synonyms | 13 manjahatra |
Anagrams | 14 hamanjana, mananjaha, manjahana, manjanaha |
Updated on 2023/02/15 |