|
|
|
|

Entry (1/2)1  mangotsoka
Root  2  hotsoka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsoka ny tongotro izany
5  Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [1.1]
Explanations in English  6  to ache, as a boil or rheumatism [1.7]
Explanations in French  7  avoir des douleurs sourdes, comme un rhumatisme [1.8]
Vocabulary  8  Health
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Synonyms  12  mangotsokotsoka

Entry (2/2)13  mangotsoka
Root  14  hotsoka
Part of speech  15  adjective
Explanations in French  16  sentir vivement sa déception (gaina) [1.54]
Vocabulary  17  Emotions
Morphology 
18  Present :
19  Past :
20  Future :

Updated on 2020/07/31