Entry (1/4) | 1 mamoy |
Part of speech | 2 imperative of active verb mamoina [Full list] |
Root | 3 mamo |
Entry (2/4) | 4 mamoy |
Part of speech | 5 active verb |
Explanations in Malagasy |
6 [1.78] [Taisaka]
mihataka, miala 7 [1.1] Very zavatra, maty havana ka tsy manantena azy intsony: Efa namoy ilay bokiko very aho kango hay hitako ihany ~ Ny harivan' ny andro voalohany amin' ny Fandroana ny Malagasy no mamoy |
Explanations in English |
8 [1.2] to forsake, to desert. 9 [1.7] to give up to lose by death |
Explanations in French |
10 [1.3#180, 1.8] renoncer 11 [1.3#180] Abandonner, céder à, donner 12 [1.8] perdre quelqu'un par la mort |
Examples |
13 [2.245#68] Mafy anie a Rangahy, ny mamoy tsisy takalony ahay. 14 [2.588#] Aleo maty toy izay manompo Vazaha sy mamoy ny fomban-drazana. |
Root | 15 foy |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word mamoy |
Entry (3/4) | 24 mamoy |
Part of speech | 25 active verb |
Explanations in Malagasy |
26 [1.1] Vaky mandeha nana, mivoaka nana: Namoy ilay vay teo an-kandriny |
Explanations in English |
27 [1.2] to suppurate |
Vocabulary |
28 Health |
Root | 29 foy |
Morphology |
|
Entry (4/4) | 34 mamoy |
Part of speech | 35 active verb |
Explanations in Malagasy |
36 [1.1] Mamotsika: Mamoy hao (fiteny koa ny hoe mifoy: mifoy hao) |
Root | 37 foy |
Anagrams | 38 Imamo, mamoi, mamoy, mioma |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |