Entry | 1 mamatotra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mifehy: Mamatotra entana amin' ny kofehy Mandrohy: Mamatotra adala Managadra: Mamatotra mpangalatra amin' ny rojo vy |
Explanations in English |
4 [1.2] to bind. 5 [1.7] to tie, to bind |
Explanations in French |
6 [1.8] attacher, lier |
Examples |
7 [1.381#] Tsy mandray kofehy na mamatotra entana. 8 [2.332#] Mikofokofoka, nefa vao mainka mamatotra azy Rabekibo. |
Root | 9 fatotra |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mamatotra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |