Entry | 1 mamaly bontana |
Part of speech | 2 locution |
Examples |
3 Hatramin' ny nahafatesan-dRavokatra raikeliny, dia tahaka ny mamaly bontana azy ny toe-panahy asehon' I Lidy. [2.470] 4 Na misy aza ny Malagasy ampijalina, na misy aza ny Malagasy mankasitraka sy manampy fanorotoroana ny fireneny, misy koa ny mamaly bontana izany sy miatrika amin-kerim-po sy fahasahiana ny maha-Malagasy tsy tia handevoizina azy. [2.472] |
Elementary words | 5 mamaly, bontana |
Updated on 2023/12/08 |