|
|
|
|

Entry (1/3)1  mahery
Root  2  hery
Part of speech  3  active verb or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Matanjaka, manana herim-po: Mahery noho ianao izy ~ Mahereza, anaka
Mazoto, manaobetsaka: Efa mahery mihinam-bary ity zaza ~ Mahery mianatra Ibalita
Maharesy: Nahery ny miaramilantsika ka mifalia
Mafy, mafimafy, henjankenjana: Mahery izany vary izany; asa na ratsy nahandro na efa toetrany mihitsy
Mihoatra, manan-tombo: Mahery ariary fito ny vola nomenao ahy ~ Amin' ny roa ora mahery izao
Explanations in English  5  [1.7] strong
Explanations in French  6  [1.8] fort, puissant
Examples  7  [2.471] mahery fofona sady matsatso!
8  [2.606] Tena mahery izy ity Rangahy!
9  [2.69] Dia ny voalavo izany no mahery!
10  [1.240] Na zovy mahery, dia vaky barara;
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Derivatives 
15  Active verbs :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Titles  52  Fitiavana mahery (Tselatra)
53  Sangy mahery (Razakarivony Arthur)
Proverbs  54  Proverbs containing the word mahery

Entry (2/3)55  mahery
Root  56  hery
Part of speech  57  active verb
Explanations in Malagasy  58  [1.78] [Taisaka] mamerina
Morphology 
59  Present :
60  Past :
61  Future :
62  Imperative :

Entry (3/3)63  MAHERY    
Part of speech  64  noun (acronym) [Full list]
Explanations in English  65  [3.1] Madagascar Health and Environmental Research

Anagrams  66  aherim, hamery, heraim, hieram, ireham, mahery, mihare

Updated on 2025/02/02