|
|
|
|

Entry1  mamerina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Milaza indray: Mamerina ny teny lazaina ny ako
Manao fanindroany: Tsy afaka tamin' ny fanadinana aho taona iny ka dia voatery namerina indray taona nanaraka
Manatitra: Tsy namerina ny elo nindraminy izy
Manonitra: Moa efa namerina ny vola nangalariny ve Rakoto
Explanations in French  4  [1.3] rendre, rapporter, redire, ramener
5  [1.13] rĂ©viser, refaire
Examples  6  [2.356] Fa raha mbola mamerina ise, dia voatery hisaraka isika.
7  [2.470] mamerina mandrakotra sy manambitamby azy Rasoa, olon-tiany.
Root  8  verina
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Synonyms  13  manindroa
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word mamerina

Anagrams  17  mamerina, niaremam, ramimena

Updated on 2025/01/21